Albüm:
Fire Within (2013)
Orijinal şarkı sözleri
İngilizce
Çeviri
Malgaşça
Wings
Elatra
lasa ny hazavan'ny masoandro
Nanazava ny endrintsika
Nijery ny fiafaran'ny tontolon'ny andro isika
Tantaran'izay rehetra nataontsika
Mampatsiaro ahy anao izany
Mampatsiaro ahy anao izany
Teo ambanin'ny kintana telo
Nandihy teny an-tampon'ny fiara isika
Naka sary ny sehatra
Tena lavitra an'izao misy antsika
Mampatsiaro ahy anao izany rehetra izany
Mampatsiaro ahy anao izany rehetra izany
Nihamaizina ny jiro
Amin'izao fotoana izao isika very ary nifankahita indray
Izao kosa anefa te ho eo anilanao
Raha toa ka afa-manidina ireto elatra ireto
Hozona ho an'ireo rindrina ireo
Amin'izao fotoana izao isika im-polo dia an-tongotra
Ary toy ny nilazanao ahy taorian'izao rehetra izao
Ho tadidintsika ity alina ity
Hatramin'ny faran'ny androntsika
Toa lasam-borona aho
Niala ahy ny eritreritro
Nandao ahy ny teniko
Naka fiara manidina izy ireo
Satria nandefa ny eritreritro tany aminao aho
Nohon'ny eritreritro tany aminao fotsiny
Nihamaizina ny jiro
Amin'izo fotoana izao isika very ary nifankahita indray
Izao kosa anefa te ho eo anilanao
Raha toa ka afa-manidina ireto elatra ireto
Hozona ho an'ireo rindrina ireo
Amin'izao fotoana izao isika im-polo dia an-tongotra
Ary toy ny nilazanao ahy taorian'izao rehetra izao
Ho tadidintsika ity alina ity
Hatramin'ny faran'ny androntsika
Ahahahah ahahahah ahahahah ahahahah
Raha toa ka afa-manidina ireto elatra ireto
Nihamaizina ny jiro
Amin'izao fotoana isika very ary nifankahita indray
Izao kosa anefa te ho eo anilanao
Raha toa ka afa-manidina ireto elatra ireto
Hozona ho an'ireo rindrina ireo
Amin'izao fotoana izao isika im-polo dia an-tongotra
Ary toy ny nilazanao ahy taorian'izao rehetra izao
Ho tadidintsika iy alina ity
Hatramin'ny faran'ny androntsika
Katkıda Bulunanlar:

Give a shoutout to jonathan ignasio
Yazarın yorumları:
Jonathan Ignasio

LT

Yorumlar 2
The source lyrics have been updated. Please review your translation.
To make things clearer, the following changes were made:
The first chorus ("Oh, damn these walls") has been removed after the first "Oh, lights go down" (third verse). There is also an addition to the third verse (the line "For the rest of the lives" was added).
Also, the word "Oh" has been added before "lights go down" and "damn these walls".